From 66c3cf4d79c39a5eab5c8da7b8df0baf4bcd032a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD123 <> Date: Mon, 17 Feb 2020 13:45:56 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 15/20.txt | 2 +- 15/23.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/15/20.txt b/15/20.txt index d8c9fe7..86d8e5c 100644 --- a/15/20.txt +++ b/15/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 \v 22 Tadidio gne zaka nozakaiko taminareo hoe: 'Gne mpanompo da tsy zakabe noho e tompony.' Raha nagnenjiky Ana indreo, da hagnenjiky anareo avakoa; sady raha nitandrigny gne zakako indreo, da hitandrigny gn'anareo avakoa. Hagnano an'io raha agnaby io aminareo indreo noho gn'Agnarako, satria tsy lalandreo Izy izay nagniraky Ana. Raha tsy avy da nizaka tamindreo Iao, da tsy ho nanota indreo, fa amizao fotoagny izao tsy afa-miala ame fahotany indreo. \ No newline at end of file +\v 20 Tadidio gne zaka nozakaiko taminareo hoe: 'Gne mpanompo da tsy zakabe noho e tompony.' Raha nagnenjiky Anà indreo, da hagnenjiky anareo avakoa; sady raha nitandrigny gne zakako indreo, da hitandrigny gn'anareo avakoa.\v 21 Hagnano an'io raha agnaby io aminareo indreo noho gn'Agnarako, satria tsy lalandreo Izy izay nagniraky Anà.\v 22 Raha tsy avy da nizaka tamindreo Iao, da tsy ho nanota indreo, fa amizao fotoagny izao tsy afa-miala ame fahotany indreo. \ No newline at end of file diff --git a/15/23.txt b/15/23.txt index e565379..e62d625 100644 --- a/15/23.txt +++ b/15/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 Izay malaigny Ana da malaigny gne Raiko avao koa. Raha tsy nahavita gne asa izay tsy nataon'olo-kafa teo amindreo Iao, da tsy ho nanan-keloky indreo, fa amizao fotoagny izaoefa sady hitany kla halany Iaoizy ame Raiko. Fa izany da mba hahatanteraky gne zaka izay voasoratry ao ame lalagnin-dreo hoe: 'Malaigny Ana ame tsisy dikany indreo.' \ No newline at end of file +\v 23 Izay malaigny Anà da malaigny gne Raiko avao koa.\v 24 Raha tsy nahavita gne asa izay tsy nataon'olo-kafa teo amindreo Iao, da tsy ho nanan-keloky indreo, fa amizao fotoagny izaoefa sady hitany kla halany Iaoizy ame Raiko.\v 25 Fa izany da mba hahatanteraky gne zaka izay voasoratry ao ame lalagnin-dreo hoe: 'Malaigny Anà ame tsisy dikany indreo.' \ No newline at end of file