2020-02-14 09:50:21 +00:00
|
|
|
\v 20 \v 21 Nitodiky Petera da nahita e mpianatry izay tian'i Jesosy nagnaraky andreo, e raiky izay niakigny agnilan'i Jesosy avakoa da tao ame fihinanagny sady nagnano hoe: "Tompo, iza e raiky hamadiky Anao?" Nahita an'azy petera da hoy izy avy eo tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, ino gne ho anin'io lela io?"
|