auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-14 04:50:21 -05:00 committed by root
parent a32cd1b070
commit 5de48b811d
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nizaka tamin'azy fagnitelony Izy hoe: "Simona, zanak'i Jaona, tia Ana me anao?" Da nalahelo i Petera satria jesosy nagnano intelo tamin'azy hoe: "Tia Ana me anao?" Da hoy izy tamin'azy hoe: "Tompo, Anao mahalala gne raha agnaby ,lalanao fa tiako Anao." Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Fahano gn'ondriko." Zakaiko aminao marigny da marigny tokotry, Tame anao mbola tanora, da zatry nampiditry raiky gne lambanao sady nandeha tamizay tianao, fa refa ne-antitry anao, da hagnatatry gne tagnanao, sady olo-kafa gn'ampisikigny anao izy ame hinday anao amizay tsy tianao andehanagny."
\v 17 \v 18 Nizaka tamin'azy fagnitelony Izy hoe: "Simona, zanak'i Jaona, tia Ana me anao?" Da nalahelo i Petera satria jesosy nagnano intelo tamin'azy hoe: "Tia Ana me anao?" Da hoy izy tamin'azy hoe: "Tompo, Anao mahalala gne raha agnaby ,lalanao fa tiako Anao." Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Fahano gn'ondriko." Zakaiko aminao marigny da marigny tokotry, Tame anao mbola tanora, da zatry nampiditry raiky gne lambanao sady nandeha tamizay tianao, fa refa ne-antitry anao, da hagnatatry gne tagnanao, sady olo-kafa gn'ampisikigny anao izy ame hinday anao amizay tsy tianao andehanagny."

View File

@ -1 +1 @@
Sady Jesosy nizaka an'izany mba hahalalagny hoe ame karazagny fahafatesagny ako ino gne hagnomezan'i Petera voninahitry an'Andriamanitry. Refa avy nizaka an'izany Izy, da hoy Izy tamin'i Petera hoe: "Magnaraha Ana."
\v 19 Sady Jesosy nizaka an'izany mba hahalalagny hoe ame karazagny fahafatesagny ako ino gne hagnomezan'i Petera voninahitry an'Andriamanitry. Refa avy nizaka an'izany Izy, da hoy Izy tamin'i Petera hoe: "Magnaraha Ana."

View File

@ -1 +1 @@
Nitodiky Petera da nahita e mpianatry izay tian'i Jesosy nagnaraky andreo, e raiky izay niakigny agnilan'i Jesosy avakoa da tao ame fihinanagny sady nagnano hoe: "Tompo, iza e raiky hamadiky Anao?" Nahita an'azy petera da hoy izy avy eo tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, ino gne ho anin'io lela io?"
\v 20 \v 21 Nitodiky Petera da nahita e mpianatry izay tian'i Jesosy nagnaraky andreo, e raiky izay niakigny agnilan'i Jesosy avakoa da tao ame fihinanagny sady nagnano hoe: "Tompo, iza e raiky hamadiky Anao?" Nahita an'azy petera da hoy izy avy eo tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, ino gne ho anin'io lela io?"