auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-01-20 02:16:49 -05:00 committed by root
parent a06240811b
commit 179e3ee148
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," da ako izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitai
Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," da ako izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitahiagny gne firenegny rehetra."