From 179e3ee1483c9b19cf975d32a27ab2b5cd331c42 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD122 <> Date: Mon, 20 Jan 2020 02:16:49 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/06.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/06.txt b/03/06.txt index b5ab18f..6242458 100644 --- a/03/06.txt +++ b/03/06.txt @@ -1 +1 @@ -Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," da ako izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitai \ No newline at end of file +Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," da ako izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitahiagny gne firenegny rehetra." \ No newline at end of file