auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-05-30 20:03:24 +03:00 committed by root
parent ecb572f61c
commit d0e228421c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Gny anjely faha eny nandraraky gny tao amin'ny fingany tamin'ny ony bevata , gny Eofrata. Nority io mba hagnomana gny lala ho gnan'ireo mpanjaka zay ho avy agny antignana. \v 13 Nahita fagnahy maloto telo aho zay niendriky sahona miboaky bakagny am-bavan'ny dragona , bakagny an-tsihovin'ny bibi-dia, sady bakaminny tsihovin'ny mpaminany sandoky. \v 14 Fa fagnahin'ny demonia manao famantara mahagaga rozy. nagnagny amin'ireo mpanjakan'izao tontolo zao rozy mba hamory gnan-drozy miaraky ho gnan'ny alin'ny andro bevatan-Dranagnahary Agnabo mare.
\v 12 Gny anjely faha eny nandraraky gny tao amin'ny fingany tamin'ny ony bevata , gny Eofrata. Nority io mba hagnomana gny lala ho gnan'ireo mpanjaka zay ho avy agny antignana. \v 13 Nahita fagnahy maloto telo aho zay niendriky sahona miboaky bakagny an-n'ny dragona , bakagny an-tsihovin'ny bibi-dia, sady bakaminny tsihovin'ny mpaminany sandoky. \v 14 Fa fagnahin'ny demonia manao famantara mahagaga rozy. nagnagny amin'ireo mpanjakan'izao tontolo zao rozy mba hamory gnan-drozy miaraky ho gnan'ny alin'ny andro bevatan-Dranagnahary Agnabo mare.