diff --git a/16/12.txt b/16/12.txt index 496d6c6..464cbf8 100644 --- a/16/12.txt +++ b/16/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Gny anjely faha eny nandraraky gny tao amin'ny fingany tamin'ny ony bevata , gny Eofrata. Nority io mba hagnomana gny lala ho gnan'ireo mpanjaka zay ho avy agny antignana. \v 13 Nahita fagnahy maloto telo aho zay niendriky sahona miboaky bakagny am-bavan'ny dragona , bakagny an-tsihovin'ny bibi-dia, sady bakaminny tsihovin'ny mpaminany sandoky. \v 14 Fa fagnahin'ny demonia manao famantara mahagaga rozy. nagnagny amin'ireo mpanjakan'izao tontolo zao rozy mba hamory gnan-drozy miaraky ho gnan'ny alin'ny andro bevatan-Dranagnahary Agnabo mare. \ No newline at end of file +\v 12 Gny anjely faha eny nandraraky gny tao amin'ny fingany tamin'ny ony bevata , gny Eofrata. Nority io mba hagnomana gny lala ho gnan'ireo mpanjaka zay ho avy agny antignana. \v 13 Nahita fagnahy maloto telo aho zay niendriky sahona miboaky bakagny an-n'ny dragona , bakagny an-tsihovin'ny bibi-dia, sady bakaminny tsihovin'ny mpaminany sandoky. \v 14 Fa fagnahin'ny demonia manao famantara mahagaga rozy. nagnagny amin'ireo mpanjakan'izao tontolo zao rozy mba hamory gnan-drozy miaraky ho gnan'ny alin'ny andro bevatan-Dranagnahary Agnabo mare. \ No newline at end of file