auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-04-12 16:22:56 +03:00 committed by root
parent 82ffd5d6e5
commit 4cf5f13382
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Diniho gny goaiky, tsy mamafy regny na m
\v 24 Diniho gny goaiky, tsy mamafy regny na mijinja. Tsy mana fitoeram-bokatsy regny na tragno fitahiriza, nefa omen-Dranagnahary hany regny. Manahaky gny ahoaa gny fihoaranareo lanja mihoatsy noho reo voro! \v 25 Ia agnaminareo ro afaky manampy hakiho raiky gny andro iainany amin'ny fanahia? \v 26 Koa laha izay raha kelikely mare izay aza