From 4cf5f1338242fb64fc5baaa90b04226b7c61e2a4 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Masikoro-001 <> Date: Tue, 12 Apr 2022 16:22:56 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 12/24.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/24.txt b/12/24.txt index ee2568d..158bb1d 100644 --- a/12/24.txt +++ b/12/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 Diniho gny goaiky, tsy mamafy regny na m \ No newline at end of file +\v 24 Diniho gny goaiky, tsy mamafy regny na mijinja. Tsy mana fitoeram-bokatsy regny na tragno fitahiriza, nefa omen-Dranagnahary hany regny. Manahaky gny ahoaa gny fihoaranareo lanja mihoatsy noho reo voro! \v 25 Ia agnaminareo ro afaky manampy hakiho raiky gny andro iainany amin'ny fanahia? \v 26 Koa laha izay raha kelikely mare izay aza \ No newline at end of file