auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-03-23 10:44:55 +03:00 committed by root
parent 4bdd5a5f34
commit 1ecd344594
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Bakeo nendesin'ny devoly tegny amin'ny toera abo Jesosy sady nasehony Gnazy vetivety iaby gny fanjakana iabizao tontolo zao. \v 6 Gny devoly nivola taminy hoe: " Homeko gnanao gny fahefa iaby voho gny famirapiratany i \v 5 Bakeo nendesin'ny devoly tegny amin'ny toera abo Jesosy sady nasehony Gnazy tselatsela iaby gny fanjakana iabizao tontolo zao. \v 6 Gny devoly nivola taminy hoe: " Homeko gnanao gny fahefa iaby voho gny famirapiratany iaby, fotony fa nameany gnahy reo, sady afaky omeako gny olo ze teako omea gnazy. \v 7 Noho izay, laha miakohoky voho manompo gnahy Iha, la ho lasanao izay."