diff --git a/04/05.txt b/04/05.txt index 961766c..5bb61d5 100644 --- a/04/05.txt +++ b/04/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Bakeo nendesin'ny devoly tegny amin'ny toera abo Jesosy sady nasehony Gnazy vetivety iaby gny fanjakana iabizao tontolo zao. \v 6 Gny devoly nivola taminy hoe: " Homeko gnanao gny fahefa iaby voho gny famirapiratany i \ No newline at end of file +\v 5 Bakeo nendesin'ny devoly tegny amin'ny toera abo Jesosy sady nasehony Gnazy tselatsela iaby gny fanjakana iabizao tontolo zao. \v 6 Gny devoly nivola taminy hoe: " Homeko gnanao gny fahefa iaby voho gny famirapiratany iaby, fotony fa nameany gnahy reo, sady afaky omeako gny olo ze teako omea gnazy. \v 7 Noho izay, laha miakohoky voho manompo gnahy Iha, la ho lasanao izay." \ No newline at end of file