auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-08 11:38:03 +03:00 committed by root
parent d8f6b5131d
commit aaaedfda11
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 La hoy Mosesy tamin'ny gny gnolo maro hoe: "Tiarovy voho ankalazao zao andro zao, la gny andro zay niboahanareo baka amy tany Egypta, baka amy tragno fagnadevoza, fotony tamy tagna maherin'i Yaveh ro nagnandesany anareo niboaky bakao amn'io toera io.Tsy misy mofo misy lalivay azo hany. \v 4 Hivoaky an'i Egypta amy toy andro toy nareo, am
\v 3 La hoy Mosesy tamin'ny gny gnolo maro hoe: "Tiarovy voho ankalazao zao andro zao, la gny andro zay niboahanareo baka amy tany Egypta, baka amy tragno fagnadevoza, fotony tamy tagna maherin'i Yaveh ro nagnandesany anareo niboaky bakao amn'io toera io.Tsy misy mofo misy lalivay azo hany. \v 4 Hivoaky an'i Egypta amy toy andro toy nareo, amin-gny safan'i Abiba. \v 5 Lafa andesin'i Yaveh ao amin-gny tanin-gny Kananita, Hitita, Amorita, Hivita, sady gny Jebosita, gny tany zay nianiagnany tamin'ireo raza