diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index 3da1bb5..8b5962e 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 La hoy Mosesy tamin'ny gny gnolo maro hoe: "Tiarovy voho ankalazao zao andro zao, la gny andro zay niboahanareo baka amy tany Egypta, baka amy tragno fagnadevoza, fotony tamy tagna maherin'i Yaveh ro nagnandesany anareo niboaky bakao amn'io toera io.Tsy misy mofo misy lalivay azo hany. \v 4 Hivoaky an'i Egypta amy toy andro toy nareo, am \ No newline at end of file +\v 3 La hoy Mosesy tamin'ny gny gnolo maro hoe: "Tiarovy voho ankalazao zao andro zao, la gny andro zay niboahanareo baka amy tany Egypta, baka amy tragno fagnadevoza, fotony tamy tagna maherin'i Yaveh ro nagnandesany anareo niboaky bakao amn'io toera io.Tsy misy mofo misy lalivay azo hany. \v 4 Hivoaky an'i Egypta amy toy andro toy nareo, amin-gny safan'i Abiba. \v 5 Lafa andesin'i Yaveh ao amin-gny tanin-gny Kananita, Hitita, Amorita, Hivita, sady gny Jebosita, gny tany zay nianiagnany tamin'ireo raza \ No newline at end of file