auto save

This commit is contained in:
masikoro-002 2021-05-09 10:31:43 +03:00 committed by root
parent c8513405e8
commit dd501b9c33
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 La nandefa hafatsy nagn'amin'i Hezekia agny Isaia anakilahin'i Amoza hoe:"Yaveh,tompon'ny Israely niola hoe:'Fa nivavaky tamiko mikasiky an'i Sankeriba mpanjakan'i Asyria iha.Ka nijanjy anao aho. \v 21 Zao gny safan'i Yaveh mikasiky azy:"Gny anaky ampela viri
\v 20 La nandefa hafatsy nagn'amin'i Hezekia agny Isaia anakilahin'i Amoza hoe:"Yaveh,tompon'ny Israely niola hoe:'Fa nivavaky tamiko mikasiky an'i Sankeriba mpanjakan'i Asyria iha.Ka nijanjy anao aho. \v 21 Zao gny safan'i Yaveh mikasiky azy:"Gny anaky ampela virijinin'ny Ziona tsy magnisy dikany anao, homehy amin'ny halatsa-barakanao. Gny anak'ampelan'ny Jerosalema magnifikifi-doha aminao. \v 22 Ka ia olo tsy nasianao dikany voho nalanao baraka io?