diff --git a/19/20.txt b/19/20.txt index f4b9449..9a8b0ca 100644 --- a/19/20.txt +++ b/19/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 La nandefa hafatsy nagn'amin'i Hezekia agny Isaia anakilahin'i Amoza hoe:"Yaveh,tompon'ny Israely niola hoe:'Fa nivavaky tamiko mikasiky an'i Sankeriba mpanjakan'i Asyria iha.Ka nijanjy anao aho. \v 21 Zao gny safan'i Yaveh mikasiky azy:"Gny anaky ampela viri \ No newline at end of file +\v 20 La nandefa hafatsy nagn'amin'i Hezekia agny Isaia anakilahin'i Amoza hoe:"Yaveh,tompon'ny Israely niola hoe:'Fa nivavaky tamiko mikasiky an'i Sankeriba mpanjakan'i Asyria iha.Ka nijanjy anao aho. \v 21 Zao gny safan'i Yaveh mikasiky azy:"Gny anaky ampela virijinin'ny Ziona tsy magnisy dikany anao, homehy amin'ny halatsa-barakanao. Gny anak'ampelan'ny Jerosalema magnifikifi-doha aminao. \v 22 Ka ia olo tsy nasianao dikany voho nalanao baraka io? \ No newline at end of file