auto save

This commit is contained in:
masikoro-002 2021-05-12 16:51:54 +03:00 committed by root
parent 29e609c9c0
commit 1969950c58
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Tamin'izay fotoa zay i Merodaka Baladana,anak'i Baladana mpanjakan'i Babylona,nandefa taratasy voho fagnomeza tagny amin'i Hezekia,fotony jany aretin'i Hezekia igny. \v 13 Ninjanjy an'ny taratasy zay Hezekia la natorony an'ny mpanday hafatsy reo gny Lapa maha mpanjaka azy, gny raha sarotsy vily igny iaby,gny volavoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby,gny volafoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby voho gny menaky sarotsy vily noho gny tragno fagnajariany kobay fialiany reo,raha iaby reo,raha iaby reo nagnatin'ny mangazeny ao tsy misy raha tsy natoron'i Hezekia an-drozy ta-tragno ao ndra raiky.
\v 12 Tamin'izay fotoa zay i Merodaka Baladana,anak'i Baladana mpanjakan'i Babylona,nandefa taratasy voho fagnomeza tagny amin'i Hezekia,fotony jany aretin'i Hezekia igny. \v 13 Ninjanjy an'ny taratasy zay Hezekia la natorony an'ny mpanday hafatsy reo gny Lapa iaby voho gny zava-tsarobiny, gny raha sarotsy vily igny iaby,gny volavoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby,gny volafoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby voho gny menaky sarotsy vily noho gny tragno fagnajariany kobay fialiany reo,raha iaby reo,raha iaby reo nagnatin'ny mangazeny ao tsy misy raha tsy natoron'i Hezekia an-drozy ta-tragno ao ndra raiky.