From 1969950c58fc28533111ade2bd77b4db4a896ac1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: masikoro-002 <> Date: Wed, 12 May 2021 16:51:54 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 20/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/20/12.txt b/20/12.txt index 7731963..b313658 100644 --- a/20/12.txt +++ b/20/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Tamin'izay fotoa zay i Merodaka Baladana,anak'i Baladana mpanjakan'i Babylona,nandefa taratasy voho fagnomeza tagny amin'i Hezekia,fotony jany aretin'i Hezekia igny. \v 13 Ninjanjy an'ny taratasy zay Hezekia la natorony an'ny mpanday hafatsy reo gny Lapa maha mpanjaka azy, gny raha sarotsy vily igny iaby,gny volavoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby,gny volafoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby voho gny menaky sarotsy vily noho gny tragno fagnajariany kobay fialiany reo,raha iaby reo,raha iaby reo nagnatin'ny mangazeny ao tsy misy raha tsy natoron'i Hezekia an-drozy ta-tragno ao ndra raiky. \ No newline at end of file +\v 12 Tamin'izay fotoa zay i Merodaka Baladana,anak'i Baladana mpanjakan'i Babylona,nandefa taratasy voho fagnomeza tagny amin'i Hezekia,fotony jany aretin'i Hezekia igny. \v 13 Ninjanjy an'ny taratasy zay Hezekia la natorony an'ny mpanday hafatsy reo gny Lapa iaby voho gny zava-tsarobiny, gny raha sarotsy vily igny iaby,gny volavoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby,gny volafoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby voho gny menaky sarotsy vily noho gny tragno fagnajariany kobay fialiany reo,raha iaby reo,raha iaby reo nagnatin'ny mangazeny ao tsy misy raha tsy natoron'i Hezekia an-drozy ta-tragno ao ndra raiky. \ No newline at end of file