auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-25 07:08:44 +03:00 committed by root
parent e05713fdc5
commit b6d645551d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Rahay la miasa amin'ny voninahitsy voho amin'ny fahafam-baraka, amin'ny fagnaratia voho fidera. Rahay la voamanga ho mpamitaky kanefa rahay la mar
\v 8 Rahay la miasa amin'ny voninahitsy voho amin'ny fahafam-baraka, amin'ny fagnaratia voho fidera. Rahay la voamanga ho mpamitaky kanefa rahay la marina. \v 9 Rahay la miasa manahaky gnan'iregny tsy misy mahay regny kanefa rahay la mbo fanta-daza. Miasa manahaky gny ho maty rahay-jereo- mbo miaina rahay. Miasa rahay manahaky gny sazy nohon'ny asanay nefa tsy manahaky voaheloky ho maty. \v 10 Rahay la miasa manahaky gny malahelo, kanefa la mazoto lalandava. Rahay la miasa manahaky gny ma