diff --git a/06/08.txt b/06/08.txt index b0641b3..7f716c7 100644 --- a/06/08.txt +++ b/06/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 Rahay la miasa amin'ny voninahitsy voho amin'ny fahafam-baraka, amin'ny fagnaratia voho fidera. Rahay la voamanga ho mpamitaky kanefa rahay la mar \ No newline at end of file +\v 8 Rahay la miasa amin'ny voninahitsy voho amin'ny fahafam-baraka, amin'ny fagnaratia voho fidera. Rahay la voamanga ho mpamitaky kanefa rahay la marina. \v 9 Rahay la miasa manahaky gnan'iregny tsy misy mahay regny kanefa rahay la mbo fanta-daza. Miasa manahaky gny ho maty rahay-jereo- mbo miaina rahay. Miasa rahay manahaky gny sazy nohon'ny asanay nefa tsy manahaky voaheloky ho maty. \v 10 Rahay la miasa manahaky gny malahelo, kanefa la mazoto lalandava. Rahay la miasa manahaky gny ma \ No newline at end of file