auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-24 09:53:27 +03:00 committed by root
parent f2141144cd
commit e38d6dfa79
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Reo johary la nanao araky zay nolazai tamin-drozy; nangalaky aomby vavy mampinono roe rozy, namehy reo teo amin'ny sarety, sady nanday gny anak'aomby tagny an-tragno. \v 11 Napetran-drozy teo amin'ilay sarety lay fiaran'i Yaveh niaraky tamin'ny vata misy lay totozy volamena voho gny sarin'ny fivontoan-drozy. \v 12 Nandeha
\v 10 Reo johary la nanao araky zay nolazai tamin-drozy; nangalaky aomby vavy mampinono roe rozy, namehy reo teo amin'ny sarety, sady nanday gny anak'aomby tagny an-tragno. \v 11 Napetran-drozy teo amin'ilay sarety lay fiaran'i Yaveh niaraky tamin'ny vata misy lay totozy volamena voho gny sarin'ny fivontoan-drozy. \v 12 Nandeha nahity tagny amin'ny lala mizotsa agny Beti-semesy reo aomby vavy. nandeha tamin'ny lalam-be raiky reo, nimama tegny am-pandehana, sady tsy niodaodaky na tagny ankavana na tagny ankavia. nagnaraky gnan-drozy tagny amin'ny sisini Bti-semesy reo mpanapak'ireo Filistina.