diff --git a/06/10.txt b/06/10.txt index 4142433..2592ba5 100644 --- a/06/10.txt +++ b/06/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Reo johary la nanao araky zay nolazai tamin-drozy; nangalaky aomby vavy mampinono roe rozy, namehy reo teo amin'ny sarety, sady nanday gny anak'aomby tagny an-tragno. \v 11 Napetran-drozy teo amin'ilay sarety lay fiaran'i Yaveh niaraky tamin'ny vata misy lay totozy volamena voho gny sarin'ny fivontoan-drozy. \v 12 Nandeha \ No newline at end of file +\v 10 Reo johary la nanao araky zay nolazai tamin-drozy; nangalaky aomby vavy mampinono roe rozy, namehy reo teo amin'ny sarety, sady nanday gny anak'aomby tagny an-tragno. \v 11 Napetran-drozy teo amin'ilay sarety lay fiaran'i Yaveh niaraky tamin'ny vata misy lay totozy volamena voho gny sarin'ny fivontoan-drozy. \v 12 Nandeha nahity tagny amin'ny lala mizotsa agny Beti-semesy reo aomby vavy. nandeha tamin'ny lalam-be raiky reo, nimama tegny am-pandehana, sady tsy niodaodaky na tagny ankavana na tagny ankavia. nagnaraky gnan-drozy tagny amin'ny sisini Bti-semesy reo mpanapak'ireo Filistina. \ No newline at end of file