auto save

This commit is contained in:
MASIKORO-002 2021-04-01 12:50:46 +03:00 committed by root
parent 98ae1dc189
commit ff30c98e7d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 2 Nagnory lapa tamin'ny alan'ny Libanona ie. Zato hakiho gny halavan'io, dimampolo hakiho gny sakany, sady telopolo hakiho gny ahabony. Namboary tamin'ny adalan'andry sedera efatsy gny lapa niaraky tamin'ny andry sedera teo amin'ireo tsangam-bato. \v 3 Notafia tamin'ny sedera lay tragno zay napetraky teo amin'ireo andry. Reo andry ireo la notohana tamin'ny tsangam-bato.
\v 1 Nagnory lapa tamin'ny alan'ny Libanona ie. Zato hakiho gny halavan'io, dimampolo hakiho gny sakany, sady telopolo hakiho gny ahabony.\v 2 Namboary tamy bgny adalan'andry sedera efatsy gny lapa niaraky tamin'ny andry sedera teo amin'ireo tsangam-bato. \v 3 Notafia tamin'ny sedera lay tragno zay napetraky teo amin'ireo andry. Reo andry ireo la notohana tamin'ny tsangam-bato.