1 line
381 B
Plaintext
1 line
381 B
Plaintext
\v 1 Nagnory lapa tamin'ny alan'ny Libanona ie. Zato hakiho gny halavan'io, dimampolo hakiho gny sakany, sady telopolo hakiho gny ahabony.\v 2 Namboary tamy bgny adalan'andry sedera efatsy gny lapa niaraky tamin'ny andry sedera teo amin'ireo tsangam-bato. \v 3 Notafia tamin'ny sedera lay tragno zay napetraky teo amin'ireo andry. Reo andry ireo la notohana tamin'ny tsangam-bato. |