auto save

This commit is contained in:
MASIKORO-002 2021-04-05 11:33:16 +03:00 committed by root
parent 2b3b7719e5
commit 365740e4c9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 12 Ka avy tagny amin'i Rehoboama tamin'ny andro fahatelo i Jeroboama voho gny fokonolo iaby,araky gny nandidian'ny mpanjaka lafa nivola ie hoe :"Mimpolia agnamiko eto amin'ny andro fahatelo." \v 13 Gny mpanjaka namaly gny fokonolo tamin'ny vola mare sady nandà gny torohevitsy zay namean'ireo zokiolo azy.\v 14 Niresaky tamin-drozy araky gny torohevitsy reo zatovolahy;hoy ie hoe:"Nampanday anareo zioga mavesatsy gny raiko,kanefa mbo hagnampy gny zioganareo aho.Nagnetsaky anareo tamin'ny karavasy gny raiko,fa zaho koa hagnentsaky anareo amin'ny maingoka
\v 14 \v 12 Ka avy tagny amin'i Rehoboama tamin'ny andro fahatelo i Jeroboama voho gny fokonolo iaby,araky gny nandidian'ny mpanjaka lafa nivola ie hoe :"Mimpolia agnamiko eto amin'ny andro fahatelo." \v 13 Gny mpanjaka namaly gny fokonolo tamin'ny vola mare sady nandà gny torohevitsy zay namean'ireo zokiolo azy.\v 14 Niresaky tamin-drozy araky gny torohevitsy reo zatovolahy;hoy ie hoe:"Nampanday anareo zioga mavesatsy gny raiko,kanefa mbo hagnampy gny zioganareo aho.Nagnetsaky anareo tamin'ny karavasy gny raiko,fa zaho koa hagnentsaky anareo amin'ny maingoka."