auto save

This commit is contained in:
MASIKORO-002 2021-04-05 11:33:16 +03:00 committed by root
parent f1e209d267
commit 2b3b7719e5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 12 Ka avy tagny amin'i Rehoboama tamin'ny andro fahatelo i Jeroboama voho gny fokonolo iaby,araky gny nandidian'ny mpanjaka lafa nivola ie hoe :"Mimpolia agnamiko eto amin'ny andro fahatelo." \v 13 Gny mpanjaka namaly gny fokonolo tamin'ny vola mare sady nandà gny torohevitsy zay namean'ireo zokiolo azy.\v 14 Niresaky tamin-drozy araky gny torohevitsy reo zatovolahy;hoy ie hoe:"Nampanday anareo zioga mavesatsy gny raiko,kanefa mbo hagnampy gny zioganareo aho.Nagnetsaky anareo tamin'ny ka
\v 14 \v 12 Ka avy tagny amin'i Rehoboama tamin'ny andro fahatelo i Jeroboama voho gny fokonolo iaby,araky gny nandidian'ny mpanjaka lafa nivola ie hoe :"Mimpolia agnamiko eto amin'ny andro fahatelo." \v 13 Gny mpanjaka namaly gny fokonolo tamin'ny vola mare sady nandà gny torohevitsy zay namean'ireo zokiolo azy.\v 14 Niresaky tamin-drozy araky gny torohevitsy reo zatovolahy;hoy ie hoe:"Nampanday anareo zioga mavesatsy gny raiko,kanefa mbo hagnampy gny zioganareo aho.Nagnetsaky anareo tamin'ny karavasy gny raiko,fa zaho koa hagnentsaky anareo amin'ny maingoka