auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-31 09:27:53 +03:00 committed by root
parent ab3350b5a9
commit 3bcbbebdb8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 Nagnagny agnilan'i Gedora rozy, tagny amin'ny ilany antignan'ny lohasaha, mba hila akata ho gnan'ny aondry aman'aosin-drozy . \v 40 Nahita akata maro sady soa rozy. nalalaky , nangingina , sady nilamy io tany io. Fa nipetraky tao reo hamita taloha. \v 41 Reo voasoratsy agnara reo
\v 39 Nagnagny agnilan'i Gedora rozy, tagny amin'ny ilany antignan'ny lohasaha, mba hila akata ho gnan'ny aondry aman'aosin-drozy . \v 40 Nahita akata maro sady soa rozy. nalalaky , nangingina , sady nilamy io tany io. Fa nipetraky tao reo hamita taloha. \v 41 Reo voasoratsy agnara reo la avy tamin'ny andron'i Hezekia mpanjakan'i Joda, ka nanafiky gny fipetrahan'i Hamita voho reo Meonita, zay tao avao koa. Naringan-drozy tanteraky rozy sady nipetraky tao fotony nahita ho gnan'ireo aondry aman'aosiny rozy.