From 3bcbbebdb8127944443b6b6bfef9497e60b1bb83 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Masikoro 002 <> Date: Sat, 31 Jul 2021 09:27:53 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 04/39.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/39.txt b/04/39.txt index e82697b..7adb302 100644 --- a/04/39.txt +++ b/04/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 Nagnagny agnilan'i Gedora rozy, tagny amin'ny ilany antignan'ny lohasaha, mba hila akata ho gnan'ny aondry aman'aosin-drozy . \v 40 Nahita akata maro sady soa rozy. nalalaky , nangingina , sady nilamy io tany io. Fa nipetraky tao reo hamita taloha. \v 41 Reo voasoratsy agnara reo \ No newline at end of file +\v 39 Nagnagny agnilan'i Gedora rozy, tagny amin'ny ilany antignan'ny lohasaha, mba hila akata ho gnan'ny aondry aman'aosin-drozy . \v 40 Nahita akata maro sady soa rozy. nalalaky , nangingina , sady nilamy io tany io. Fa nipetraky tao reo hamita taloha. \v 41 Reo voasoratsy agnara reo la avy tamin'ny andron'i Hezekia mpanjakan'i Joda, ka nanafiky gny fipetrahan'i Hamita voho reo Meonita, zay tao avao koa. Naringan-drozy tanteraky rozy sady nipetraky tao fotony nahita ho gnan'ireo aondry aman'aosiny rozy. \ No newline at end of file