# Inona no naminanian'i Jesosy mahakasika an'i Jerosalema?
Naminany Jesosy fa tsy avela hisy vaton'ny tempoly hifampitaingina ka tsy ho ravana.