plt_tq/rom/06/04.md

8 lines
302 B
Markdown

# Inona no tokony natoan'ireo mpino rehefa nitsangana tamin'ny fahafatesana i Kristy?
Tokony handeha amin'ny fiainam-baovao ireo mpino.
# Inona no fomba roa hikambanan'ireo mpino tamin'i Kristy tamin'ny alalan'ny Batisa?
Nikambana tamin'i Kristy ireo mpino tamin'ny fahafatesany sy ny fitsanganany.