plt_tq/jhn/20/30.md

8 lines
394 B
Markdown

# Nanao famantarana hafa izay tsy voasoratra tao amin'ny boky ve Jesosy?
Eny, nanao famantarana maro teo anatrehan'ireo mpianatra Jesosy izay tsy voasoratra tao amin'ny bokin'i Jaona.
# Nahoana ireo famantarana no voasoratra ao amin'ny boky?
Voasoratra ireo mba hino ianareo fa Jesosy no Kristy, ilay Zanak'Andriamanitra, ary mba rehefa mino ianareo, dia hahazo ny fiainana amin'ny anarany.