8 lines
381 B
Markdown
8 lines
381 B
Markdown
# Ahoana no hanomezam-boninahitra an' Andriamanitra?
|
|
|
|
Andriamanitra dia homem-boninahitra amin'ny Zanak'Olona. Rehefa omem-boninahitra ny Zanak'Olona dia manome voninahitra an' Andriamanitra izany.
|
|
|
|
# Azon'i Petera ve izay halehan'i Jesosy rehefa niteny Jesosy hoe: "Izay alehako, tsy azonareo aleha."?
|
|
|
|
Tsia, tsy azon'i Petera satria nanontany izy hoe: "Tompo, fa ho aiza Ianao?"
|