plt_tq/jhn/05/10.md

4 lines
255 B
Markdown

# Nahoana no nanohina ireo mpitarika Jiosy ny fahitan'izy ireo ilay lehilahy narary nandeha niaraka tamin'ny fandriany?
Nanohina azy ireo izany satria andro Sabata tamin'izany ary nilaza izy ireo fa voarara ny mitondra ny fandriany amin'ny andro Sabata.