plt_tq/1jn/04/19.md

12 lines
397 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana isika no afaka mitia?
Mitia isika satria Andriamanitra no nitia antsika voalohany.
# Inona no fifandraisana amin'Andriamanitra hanan'ny olona izay mankahala ny rahalahany?
Ny olona mankahala ny rahalahany dia tsy tia an'Andriamanitra.
# Ireo izay mitia an'Andriamanitra dia tokony hitia an'iza ihany koa?
Ireo izay mitia an'Andriamanitra dia tokony hitia ireo rahalahiny ihany koa.