# Nahoana isika no afaka mitia? Mitia isika satria Andriamanitra no nitia antsika voalohany. # Inona no fifandraisana amin'Andriamanitra hanan'ny olona izay mankahala ny rahalahany? Ny olona mankahala ny rahalahany dia tsy tia an'Andriamanitra. # Ireo izay mitia an'Andriamanitra dia tokony hitia an'iza ihany koa? Ireo izay mitia an'Andriamanitra dia tokony hitia ireo rahalahiny ihany koa.