629 B
629 B
Ry sabatra! Asandrato
DH: "Ianao, ry sabatra! Miarena." Io dia didin'i Yaveh mba hanafihana sy hamonoana ny mpiandry ondriny.
amin'ny mpiandry ondriko
Io dia manondro mpanjaka iray na mpanompon'i Yaveh iray.
izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro
Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.
ireo ondry
"Ny ondry" dia manondro ny vahoakan'Israely.
ireo madinika
Io dia mety manondro ireo Israelita rehetra izay malemy sy tsy misy mpiaro.