797 B
797 B
ny mpaminany tsirairay
Io dia manondro ireo mpaminany tsy marina; fa tsy ireo tena mpaminanin'i Yaveh.
tsy hanao lamba voloina
Ny "lamba" dia manondro ny akanjo ivelany izay mavesatra. Vita tamin'ny volom-biby izany ary anaovan'ireo mpaminany matetika.
miasa tany aho
Izany dia, "ireo mpamboly."
ny tany no lasa asako raha mbola tovolahy aho
Ireo dikan-teny vaovao sasany dia mandika io lahatsoratra Hebreo io hoe "nisy lehilahy nahazo ahy tamin'ny fahatanorako" izany dia hoe, nahazo azy ho mpanompo.
'Inona ireo ratra eo anelanelan'ireo sandrinao ireo?
DH: "Ahoana no nahazoanao ireo tataka amin'ny tratranao ireo?" Io dia manondro ny fomban'ireo mpaminany tsy marina izay mandratra ny tenan'izy ireo ao anatin'ny fankalazany.
hamaly izy
Izany dia hoe, hamaly lainga izy.