566 B
566 B
Rehefa niseho ny hatsaram-panahin'Andriamanitra mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny olombelona
Paoly dia miresaka ny hatsaram-panahin'Andriamanitra sy ny fitiavany toy ny hoe olona izay tonga imasontsika izy ireny.
Tamin'ny famindram-pony
"Satria namindra fo tamintsika izy."
Fanadiovan'ny fahateraham-baovao
Paoly dia mety miresaka ny famelan-keloka avy amin'Andriamanitra amin'ireo mpanota tahaka ny hoe manasa azy ireo ara-batana izy. Izy ihany koa dia miresaka momba ireo mpanota izay tonga manaiky an'Andriamanitra toy ny hoe teraka indray izy ireo.