333 B
333 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia nanohy ny toromarikany ny amin'ny hampianaran'i Titosy an'ny Kretana.
Anganon'ny Jiosy
Izany dia manondro ny fampianaran-diso ireo Jiosy.
Niala tamin'ny fahamarinana
Paoly dia miresaka ny marina ho toy ny zavatra iray mihetsika izay afaka haverina amin'ny lalana izay niangany.