350 B
350 B
fa ankehitriny ireo nonoko dia toy ireo tilikambo fiarovana mafy
Lava tahaka ireo tilikambo ny nonon'ilay vehivavy.
tena efa matoy tokoa aho eo imasony
Hitan'ny malalany ankehitriny fa efa tena vehivavy matoy tanteraka izy, ary tiany. DH: "Ankasitrahan'ny malalako aho"
eo imasony
Eto ny hoe "masony" dia manondro ny malalany. DH: "aminy"