20 lines
961 B
Markdown
20 lines
961 B
Markdown
# fantatrareo ny fotoana, fa efa fotoana hifohazanareo amin'ny torimaso sahady izao
|
|
|
|
Miresaka ny amin'ny tokony hiovan'ireo mpino Romana amin'ny toetran'izy ireo toy ny hoe mila ny mifoha amin'ny torimaso i Paoly.
|
|
|
|
# Mandroso ny alina
|
|
|
|
Paoly miresaka ny fotoana rehefa nanao asa ratsy ireo olona toy ny alina. DH: "ny fanehoana ny fotoana ny fahotana dia efa ho tapitra"
|
|
|
|
# ary manakaiky ny andro
|
|
|
|
Paoly miresaka ny fotoana rehefa nijanona nanao ny asa ratsy ny olona toy ny andro. DH: "Kristy dia hiverina tsy ho ela"
|
|
|
|
# ireo asan'ny maizina
|
|
|
|
Ireo asa ratsy izay tian'ny olona atao amin'ny alina, rehefa maizina ary tsy misy mahita azy ireo.
|
|
|
|
# ary andao hitafy ny fiadian'ny fahazavana isika.
|
|
|
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe olona mitafy fiadiana hiomanana amin'ny ady ny fanaovana ireo zavatra hoenti-manohitra an'i Satana. DH: "tokony ho avelantsika Andriamanitra hiaro antsika amin'ny alalan'ny fanaovana ireo asa izay tiantsika ho hitan'ny olona ataontsika''
|