746 B
746 B
tamin'ny alalan'ny fahadisaon'ny iray
"tamin'ny alalan'ny fahotana iray izay nataon'i Adama" na "noho ny fahotan'i Adama"
nahatonga ny olona amin'ny fanamelohana
Eto ny teny hoe "fanamelohana" dia milaza ny sazin'Andriamanitra. DH: "ny olona rehetra dia mendrika ny sazin'Andriamanitra noho ny fahotana"
asa .. iray
Ny soron'i Jesosy Kristy
ny fanamarinan'ny fiainana ho an'ny olona rehetra
Eto ny teny hoe "fanamarinana" dia maneho ny fahafahan'Andriamanitra manamarina ny olona ao aminy. DH: "Ny fanomezan'Andriamanitra mba hanamarinana ny olona rehetra ao aminy"
tsy fankatoavan'ny olona iray
ny tsy fankatoavan'i Adama
hahatonga ny maro ho marina
Afaka adika hoe. DH: "Andriamanitra dia hanamarina olona maro ao aminy"