730 B
730 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia manamafy ny lalàna amin'ny finoana.
Foanantsika amin'ny alalan'ny finoana ary ve izany ny lalàna?
Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly mba ho fanamafisana. DH: "Tokony hodiantsika fanina ve ny lalàna satria manana finoana isika?"
Tsy hisy mihitsy anie izany
Io fomba fiteny io dia manome valin-teny tena mafonja ho an'ilay fanontaniana fampisainana teo aloha. Mety manana fomba fiteny mitovy amin'izany amin'ny fiteninao izay afaka ampiasana eto ianao. DH: "Izany dia azo antoka fa tsy marina!" na "Tsia avy hatrany!"
hankatoa ny lalàna isika
"mankatoa ny lalàna isika"
isika
Io mpisolo-tena io dia manondro an'i Paoly, ireo mpino hafa, ary ireo mpamaky.