40 lines
1.2 KiB
Markdown
40 lines
1.2 KiB
Markdown
# izany
|
|
|
|
"fanompoan-tsampy sy fijangajangana"
|
|
|
|
# Andriamanitra nanolotra azy ireo ho amin'ny
|
|
|
|
"Andriamanitra namela azy ireo ho afa--po amin'ny"
|
|
|
|
# filàn-dratsy mamoafady
|
|
|
|
"filàna ara-nofo mahamenatra"
|
|
|
|
# fa ireo vehivavin'izy ireo
|
|
|
|
"satria ireo vehivavin'izy ireo"
|
|
|
|
# nanakalo ireo fifandraisana voajanahary tamin'ireo izay tsy voajanahary.
|
|
|
|
Ny fehezanteny hoe "nankalo ireo fifandraisana voajanahary"dia fanalefahan-teny ilazana ny fahavetavetana. DH: "nanomboka nanantanteraka ny firaisana ara-nofo tsy amin'ny fomba namolavolan'Andriamanitra azy"
|
|
|
|
# ireo lehilahy dia namela ny fifandraisan'izy ireo voajanahary
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "fifandraisana voajanahary" dia fanalefahan-teny ilazana ny firaisana ara-nofo. DH: "maro ny lehilahy nitsahatra ny hanana faniriana firaisana voajanahary amin'ny vehivavy"
|
|
|
|
# nampirehetin'ny filàna
|
|
|
|
''nahatsapa filàna ara-nofo mafy"
|
|
|
|
# Tsy mendrika
|
|
|
|
"mahamenatra" na "feno ota"
|
|
|
|
# izay nandray tao amin'izy ireo ny sazy izay mendrika azy ireo nohon'ny fitondra-tena ratsiny.
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "tao amin'izy ireo" dia maneho ny "vatan'izy ireo.'' Afaka adika hoe DH: "Izy ireo dia nofaizin'Andriamanitra tamin'ny aretina tao amin'ny vatan'izy ireo"
|
|
|
|
# nohon'ny fahavetavetan'izy ireo
|
|
|
|
"fitondran-tena izay ratsy ary maharikoriko''
|