400 B
400 B
famiazam-boaloboka ... Ny famiazam-boaloboka
Maneho daba iray ihany ireo.
famiazam-boaloboka lehiben'ny fahatezeran'Andriamanitra
"famiazam-boaloboka lehibe izay toerana hampisehoan'Andriamanitra ny fahatezerany"
lamboridy
fitaovana vita amin'ny hoditra izay atao eo amin'ny lohan'ny soavaly sy ampiasaina mba hitarihana ny soavaly
1.600 stadio
"300 kilometatra" na "200 kilaometatra"