649 B
649 B
mandeha
miaina, miseho
eny afovoan'ny loza
Ny maha tandindonin-doza dia lazaina toy ny hoe amin'ny toerana tena izy.
haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran'ireo fahavaloko Ianao
Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe hamely an'ireo fahavalo amin'ny tanany.
fahatezeran'ireo fahavaloko
Ny hatezeran'ireo fahavalo dia lazaina toy ny hoe zavatra raha tokony ho fihetseham-po. DH: "ireo fahavaloko tezitra"
nataon'ny tananao
Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe Izy mivantana mihitsy no nampiasa tanana mba hamoronana. DH: "nataonao"
ireo izay nataon'ny tananao
Ity fomba fiteny ity dia mety ho manondro ny firenen'Israely.