plt_tn/psa/135/003.md

366 B

fa mahafinaritra ny manao izany

"satria mankamamy amin'ny fiderana ny anarany izahay"

nisafidy an'i Jakoba ho an'ny tenany Yaveh

"Jakoba" eto dia manondro an'ireo taranany, ny vahoakan'Israely. DH: "Yaveh nifidy an'ireo taranak'i Jakoba"

Israely ho fananany

Ny fiandohan'ny fehezanteny dia azo ambara mazava tsara. DH: "nifidy an'Israely ho fananany Izy"