611 B
611 B
Hoy izy
"Hoy Davida Mpanjaka"
tsy hanome torimaso ny masoko aho na fialan-tsasatra ho an'ny hodi-masoko
Ny torimaso sy fialan-tsasatra dia lazaina toy ny hoe zavatra izay azo atolotra. Eto ny maso sy ny hodi-maso dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "Tsy hamela ny masoko hatory aho na ny hodi-masoko hitsahatra" na "Tsy hatory aho na hanakimpy ny masoko ka hiala sasatra"
mandra-pahitako toerana ho an'i Yaveh
Ny manangana toerana ho an'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe mitady toerana ho Azy. DH: "mandra-pahatsangako toerana ho an'i Yaveh"
Ilay Maherin'i Jakoba
Izany dia manondro an'i Yaveh.