499 B
499 B
Ry Israely, matokia an'i Yaveh
Ny teny "Israely" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "Ry vahoakan'Israely, matokia an'i Yaveh"
no famonjena anao sy ampinganao
Ny mpanoratra miteny an'iYaveh toy ny hoe ampinga satria Izy no miaro ny vahoakany tahaka ny ampinga miaro azy ireo amin'ny ratsy. DH: "Ilay mamonjy anao sy miaro anao"
Ry taranak'i Arona
Eto ny teny "taranaka" dia maneho ny ankohonana. Ity andianteny ity dia manondro an'ireo mpisorona, izay taranak'i Arona. DH: "Ry mpisorona"