643 B
643 B
olona mpamitaka ... ny mpandainga
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary miaraka ampiasaina hanamfisana an'i Davida tsy handefitra amin'ireo olona mpamitaka.
eo ambany masoko
Eto ny "masoko" dia manondro an'i Davida tenany mihitsy. DH: "eo anoloako" na "eo amin'ny fanatrehako"
Isa-maraina isa-maraina
"Isan'andro isan'andro" (UDB)
ny ratsy fanahy
Izany dia manondro an'ireo olona ratsy fanahy. DH: "ny olona ratsy fanahy"
avy ao amin'ny tanànan'i Yaveh
Davida manondro ny tanàna izay misy azy ho "ny tanànan'i Yaveh." Azo atao mazava tsara izany. DH: "avy ao amin'ity tanàna, izay tanànan'i Yaveh ity"