16 lines
464 B
Markdown
16 lines
464 B
Markdown
# Ny tananao
|
|
|
|
Izany dia manondro ny fahefan'i Yaveh sy ny fandidiany.
|
|
|
|
# ny olon'ny tananao ankavanana
|
|
|
|
Ny firenen'Israely, izay nofidian'i Yaveh ho vahoakany.
|
|
|
|
# tananao ankavanana
|
|
|
|
Rehefa te hanome voninahitra lehilahy hafa ny lehilahy iray ao Israely, dia nataony mijoro teo an-tanany izany lehilahy izany, akaikin'ny tanany ankavanana.
|
|
|
|
# tsy hiala Aminao izahay
|
|
|
|
"tsy hitsahatra hanompo sy hankatò Anao izahay" na "hanompo sy hankatò Anao lalandava izahay"
|